《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
166 : 2

إِذۡ تَبَرَّأَ ٱلَّذِينَ ٱتُّبِعُواْ مِنَ ٱلَّذِينَ ٱتَّبَعُواْ وَرَأَوُاْ ٱلۡعَذَابَ وَتَقَطَّعَتۡ بِهِمُ ٱلۡأَسۡبَابُ

Raha niala tsiny ireo izay narahina, tamin’ireo izay nanaraka azy ireo, ka samy nahita ny famaizana, dia ho tapaka ny rohim-pifandraisana amin’izy ireo. info
التفاسير: