《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
159 : 2

إِنَّ ٱلَّذِينَ يَكۡتُمُونَ مَآ أَنزَلۡنَا مِنَ ٱلۡبَيِّنَٰتِ وَٱلۡهُدَىٰ مِنۢ بَعۡدِ مَا بَيَّنَّٰهُ لِلنَّاسِ فِي ٱلۡكِتَٰبِ أُوْلَٰٓئِكَ يَلۡعَنُهُمُ ٱللَّهُ وَيَلۡعَنُهُمُ ٱللَّٰعِنُونَ

Tena marina fa ireo manafina izay nampidininay, amin’ireo porofo maro samihafa sy ny tari-dàlana, taorian’ny nanazavanay izany tamin'ny olombelona, tao anatin’ny Boky, izy ireny no ozonin’Allah ary hanozona azy ireo koa ireo mpanozona. info
التفاسير: