《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
116 : 2

وَقَالُواْ ٱتَّخَذَ ٱللَّهُ وَلَدٗاۗ سُبۡحَٰنَهُۥۖ بَل لَّهُۥ مَا فِي ٱلسَّمَٰوَٰتِ وَٱلۡأَرۡضِۖ كُلّٞ لَّهُۥ قَٰنِتُونَ

Ary hoy izy ireo : “Allah dia manan-janaka lahy!”. Lavitra ny voninahiny izany! Fa Azy kosa izay any andanitra rehetra any, sy ny ety ambonin’ny tany. Mpankato Azy avokoa ny rehetra. info
التفاسير: