《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
115 : 2

وَلِلَّهِ ٱلۡمَشۡرِقُ وَٱلۡمَغۡرِبُۚ فَأَيۡنَمَا تُوَلُّواْ فَثَمَّ وَجۡهُ ٱللَّهِۚ إِنَّ ٱللَّهَ وَٰسِعٌ عَلِيمٞ

An’Allah avokoa ny atsinanana sy ny andrefana. Ka na aiza na aiza no itodihanareo, dia miatrika an’Allah. Hamafisina, fa Allah dia Malalatànana sy Mahay ny zavatra rehetra. info
التفاسير: