《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
101 : 2

وَلَمَّا جَآءَهُمۡ رَسُولٞ مِّنۡ عِندِ ٱللَّهِ مُصَدِّقٞ لِّمَا مَعَهُمۡ نَبَذَ فَرِيقٞ مِّنَ ٱلَّذِينَ أُوتُواْ ٱلۡكِتَٰبَ كِتَٰبَ ٱللَّهِ وَرَآءَ ظُهُورِهِمۡ كَأَنَّهُمۡ لَا يَعۡلَمُونَ

Ary rehefa tonga tamin'izy ireo ny Iraka avy tamin'i Allah, izay manamarina ny teo am-pelatanan'izy ireo, dia misy andiany tamin'ireo olon'ny Boky no nanipy ny Bokin'i Allah tao an-damosiny, sahala amin'ny hoe tsy mahalala izany izy ireo. info
التفاسير: