《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
9 : 17

إِنَّ هَٰذَا ٱلۡقُرۡءَانَ يَهۡدِي لِلَّتِي هِيَ أَقۡوَمُ وَيُبَشِّرُ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ ٱلَّذِينَ يَعۡمَلُونَ ٱلصَّٰلِحَٰتِ أَنَّ لَهُمۡ أَجۡرٗا كَبِيرٗا

Marina fa ity Koroany ity dia mitari-dalana ho amin’ny fahitsiana kokoa, ary milaza vaovao mahafaly ho an’ireo mpino izay manao ny soa; fa tena ho azy ireo tokoa ny valisoa lehibe. info
التفاسير: