《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

Al-mà'oun

external-link copy
1 : 107

أَرَءَيۡتَ ٱلَّذِي يُكَذِّبُ بِٱلدِّينِ

Moa hitanao va ny olona mampandainga ny Andro farany ? info
التفاسير:

external-link copy
2 : 107

فَذَٰلِكَ ٱلَّذِي يَدُعُّ ٱلۡيَتِيمَ

Izany dia ireo izay manosi-bohon-tanana ny kamboty. info
التفاسير:

external-link copy
3 : 107

وَلَا يَحُضُّ عَلَىٰ طَعَامِ ٱلۡمِسۡكِينِ

Ary tsy mampirisika mihitsy amin'ny fampihinanana ny mahantra. info
التفاسير:

external-link copy
4 : 107

فَوَيۡلٞ لِّلۡمُصَلِّينَ

Koa loza ho an'ireo mpivavaka. info
التفاسير:

external-link copy
5 : 107

ٱلَّذِينَ هُمۡ عَن صَلَاتِهِمۡ سَاهُونَ

Izay manao an-tsirambina ny fivavahan'izy ireo. info
التفاسير:

external-link copy
6 : 107

ٱلَّذِينَ هُمۡ يُرَآءُونَ

Sy ireo feno fisehosehoana. info
التفاسير:

external-link copy
7 : 107

وَيَمۡنَعُونَ ٱلۡمَاعُونَ

ary manakana ny fanampiana (ho an’izay mila izany) info
التفاسير: