《古兰经》译解 - 马达加斯加语翻译 - 拉瓦德翻译中心。

external-link copy
104 : 10

قُلۡ يَٰٓأَيُّهَا ٱلنَّاسُ إِن كُنتُمۡ فِي شَكّٖ مِّن دِينِي فَلَآ أَعۡبُدُ ٱلَّذِينَ تَعۡبُدُونَ مِن دُونِ ٱللَّهِ وَلَٰكِنۡ أَعۡبُدُ ٱللَّهَ ٱلَّذِي يَتَوَفَّىٰكُمۡۖ وَأُمِرۡتُ أَنۡ أَكُونَ مِنَ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ

Teneno hoe : ” O! Ianareo Olombelona, raha ohatra ka ao anatin’ny fisalasalana Ianareo mikasika ny finoako, fa izaho kosa dia tsy hanompo mihitsy izay tompoinareo Ankoatran'i Allah, fa dia manompo kosa an’i Allah izay manala ny fofon’ainanareo. Ary nandidy Ahy Izy ho anisan’ireo mpino. info
التفاسير: