Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
41 : 9

ٱنفِرُواْ خِفَافٗا وَثِقَالٗا وَجَٰهِدُواْ بِأَمۡوَٰلِكُمۡ وَأَنفُسِكُمۡ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِۚ ذَٰلِكُمۡ خَيۡرٞ لَّكُمۡ إِن كُنتُمۡ تَعۡلَمُونَ

Mivoaha Ianareo miady, na mora na sarotra Aminareo izany. Ary miadiva mafy amin’ny fampiasana ny fanananareo sy ny tenanareo amin’ny làlan’i Allah. Izany dia tsara ho Anareo raha fantatrareo. info
التفاسير: