Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
19 : 9

۞ أَجَعَلۡتُمۡ سِقَايَةَ ٱلۡحَآجِّ وَعِمَارَةَ ٱلۡمَسۡجِدِ ٱلۡحَرَامِ كَمَنۡ ءَامَنَ بِٱللَّهِ وَٱلۡيَوۡمِ ٱلۡأٓخِرِ وَجَٰهَدَ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِۚ لَا يَسۡتَوُۥنَ عِندَ ٱللَّهِۗ وَٱللَّهُ لَا يَهۡدِي ٱلۡقَوۡمَ ٱلظَّٰلِمِينَ

Moa ve nampitovinareo ny mpandray anjara amin’ny fampisotroana rano ireo olona nanao Hadjy (Fivahinianana masina), sy ny mpikarakara ilay Masjid masina ao Makkah, sahala amin’izay nino Allah sy ny andro farany ary nanao Djihady (ady masina) amin’ny làlan’i Allah ? Tsy mitovy velivelly izy ireo eo anatrehan’i Allah. Ary i Allah dia tsy mitari-dàlana ireo vahoaka mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: