Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
29 : 8

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓاْ إِن تَتَّقُواْ ٱللَّهَ يَجۡعَل لَّكُمۡ فُرۡقَانٗا وَيُكَفِّرۡ عَنكُمۡ سَيِّـَٔاتِكُمۡ وَيَغۡفِرۡ لَكُمۡۗ وَٱللَّهُ ذُو ٱلۡفَضۡلِ ٱلۡعَظِيمِ

O ianareo mpino ! Raha matahotra an’Allah ianareo, dia homeny ny fahafahana manavaka ianareo (ny tsara sy ny ratsy), ka hofafany ny ratsy vitanareo, ary avelany ny helokareo. satria Allah no loharanon’ny fahasoavana lehibe. info
التفاسير: