Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
23 : 7

قَالَا رَبَّنَا ظَلَمۡنَآ أَنفُسَنَا وَإِن لَّمۡ تَغۡفِرۡ لَنَا وَتَرۡحَمۡنَا لَنَكُونَنَّ مِنَ ٱلۡخَٰسِرِينَ

Niteny izy ireo nanao hoe : “Tomponay oh ! Nanao ny tsy rariny tamin’ny tenanay izahay, ka raha tsy mamela heloka sy mamindra fo aminay Ianao dia tena ho anisan’ireo maty antoka tokoa izahay”. info
التفاسير: