Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
89 : 5

لَا يُؤَاخِذُكُمُ ٱللَّهُ بِٱللَّغۡوِ فِيٓ أَيۡمَٰنِكُمۡ وَلَٰكِن يُؤَاخِذُكُم بِمَا عَقَّدتُّمُ ٱلۡأَيۡمَٰنَۖ فَكَفَّٰرَتُهُۥٓ إِطۡعَامُ عَشَرَةِ مَسَٰكِينَ مِنۡ أَوۡسَطِ مَا تُطۡعِمُونَ أَهۡلِيكُمۡ أَوۡ كِسۡوَتُهُمۡ أَوۡ تَحۡرِيرُ رَقَبَةٖۖ فَمَن لَّمۡ يَجِدۡ فَصِيَامُ ثَلَٰثَةِ أَيَّامٖۚ ذَٰلِكَ كَفَّٰرَةُ أَيۡمَٰنِكُمۡ إِذَا حَلَفۡتُمۡۚ وَٱحۡفَظُوٓاْ أَيۡمَٰنَكُمۡۚ كَذَٰلِكَ يُبَيِّنُ ٱللَّهُ لَكُمۡ ءَايَٰتِهِۦ لَعَلَّكُمۡ تَشۡكُرُونَ

Allah dia tsy hanasazy anareo amin’ny teny tsy vokatry ny fo amin’ny voadinareo, fa hanasazy anareo kosa Izy amin’ny teny voady ao am-ponareo. Ka ny onitra amin'izany dia fampihinanana sakafo ny mahantra folo amin’ny antonony izay hampihinananareo ny fianakavianareo, na ny fampitafiana azy ireo, na koa ny famotsorana andevo iray. Ka ho an‘izay tsy mahita izany dia manao fifehezana telo andro izy. Izany no onitra ny fianiananareo rehefa nianiana ianareo. Ka aoka hitandrina tsara amin’ny fianiananareo ianareo. Toy izany no hanazavan’I Allah aminareo ireo fanambarany, angamba hankasitraka ianareo. info
التفاسير: