Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
52 : 5

فَتَرَى ٱلَّذِينَ فِي قُلُوبِهِم مَّرَضٞ يُسَٰرِعُونَ فِيهِمۡ يَقُولُونَ نَخۡشَىٰٓ أَن تُصِيبَنَا دَآئِرَةٞۚ فَعَسَى ٱللَّهُ أَن يَأۡتِيَ بِٱلۡفَتۡحِ أَوۡ أَمۡرٖ مِّنۡ عِندِهِۦ فَيُصۡبِحُواْ عَلَىٰ مَآ أَسَرُّواْ فِيٓ أَنفُسِهِمۡ نَٰدِمِينَ

Ka ho hitanao ireo izay manana aretina ao am-pony mihazakazaka mankany amin’izy ireo sy miteny hoe:”Matahotra izahay sao hivadika aty aminay ny ratsy”. Ka angamba I Allah hanome fandresena, na hanome baiko avy Aminy, ka hahatonga azy ireo hanenina tamin’izay nafeniny tao amin’ny tenany. info
التفاسير: