Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
97 : 4

إِنَّ ٱلَّذِينَ تَوَفَّىٰهُمُ ٱلۡمَلَٰٓئِكَةُ ظَالِمِيٓ أَنفُسِهِمۡ قَالُواْ فِيمَ كُنتُمۡۖ قَالُواْ كُنَّا مُسۡتَضۡعَفِينَ فِي ٱلۡأَرۡضِۚ قَالُوٓاْ أَلَمۡ تَكُنۡ أَرۡضُ ٱللَّهِ وَٰسِعَةٗ فَتُهَاجِرُواْ فِيهَاۚ فَأُوْلَٰٓئِكَ مَأۡوَىٰهُمۡ جَهَنَّمُۖ وَسَآءَتۡ مَصِيرًا

Tena marina, fa ireo izay noraisin’ny Anjely ny fanahiny, ka nanao tsy rariny tamin’ny tenany, dia hiteny ireo Anjely hoe : “Taiza ianareo manoloana ny finoanareo ?”. Dia hamaly izy ireo hoe : “Fadiranovana izahay teny ambonin’ny tany”, dia hiteny ireo Anjely manao hoe : “Moa ve tsy nalalaka ny tanin’I Allah, mba nahafahanareo nifindra-monina teo aminy ?”. Ka izy ireny dia ny afobe no toeran-kialofany, ary toeran-kaleha tena ratsy tokoa izany ! info
التفاسير: