Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
91 : 3

إِنَّ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ وَمَاتُواْ وَهُمۡ كُفَّارٞ فَلَن يُقۡبَلَ مِنۡ أَحَدِهِم مِّلۡءُ ٱلۡأَرۡضِ ذَهَبٗا وَلَوِ ٱفۡتَدَىٰ بِهِۦٓۗ أُوْلَٰٓئِكَ لَهُمۡ عَذَابٌ أَلِيمٞ وَمَا لَهُم مِّن نَّٰصِرِينَ

Tena marina fa ireo olona tsy nino ka nindaosin’ny fahafatesana tao anatin’izany, dia tsy misy na iray ekena na oviana na oviana avy amin’izy ireny, na dia volamena hameno ny tany aza no ho takalony. Efa miandry azy ireo ny famaizana feno fanaintainana, ary tsy hanana mpanavotra izy ireo amin’izany. info
التفاسير: