Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
61 : 3

فَمَنۡ حَآجَّكَ فِيهِ مِنۢ بَعۡدِ مَا جَآءَكَ مِنَ ٱلۡعِلۡمِ فَقُلۡ تَعَالَوۡاْ نَدۡعُ أَبۡنَآءَنَا وَأَبۡنَآءَكُمۡ وَنِسَآءَنَا وَنِسَآءَكُمۡ وَأَنفُسَنَا وَأَنفُسَكُمۡ ثُمَّ نَبۡتَهِلۡ فَنَجۡعَل لَّعۡنَتَ ٱللَّهِ عَلَى ٱلۡكَٰذِبِينَ

Ka izay mifanditra Aminao mikasika izany, taorian’ny nahatongavan’ny fahalalana Taminao, dia Teneno ny hoe : " Avia Ianareo, hiantso ireo zanakay sy ny zanakareo isika, ny vehivavinay sy ny vehivavinareo, ny tenanay sy ny tenanareo, avy eo hanozona miaraka isika, ka hataontsika ho an’ireo mpandainga ny ozon’i Allah. info
التفاسير: