Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
64 : 25

وَٱلَّذِينَ يَبِيتُونَ لِرَبِّهِمۡ سُجَّدٗا وَقِيَٰمٗا

Ary ireo izay mandany ny alina am-piankohofana sy am-pitsanganana eo anatrehan’i Tompon’izy ireo ; info
التفاسير: