Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
34 : 21

وَمَا جَعَلۡنَا لِبَشَرٖ مِّن قَبۡلِكَ ٱلۡخُلۡدَۖ أَفَإِيْن مِّتَّ فَهُمُ ٱلۡخَٰلِدُونَ

Ary tsy misy olombelona na dia iray aza nataonay teo alohanao (ry Mohammady) ho mandrakizay. Moa ve raha maty ianao dia ho mandrakizay ve izy ireo ? info
التفاسير: