Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
71 : 20

قَالَ ءَامَنتُمۡ لَهُۥ قَبۡلَ أَنۡ ءَاذَنَ لَكُمۡۖ إِنَّهُۥ لَكَبِيرُكُمُ ٱلَّذِي عَلَّمَكُمُ ٱلسِّحۡرَۖ فَلَأُقَطِّعَنَّ أَيۡدِيَكُمۡ وَأَرۡجُلَكُم مِّنۡ خِلَٰفٖ وَلَأُصَلِّبَنَّكُمۡ فِي جُذُوعِ ٱلنَّخۡلِ وَلَتَعۡلَمُنَّ أَيُّنَآ أَشَدُّ عَذَابٗا وَأَبۡقَىٰ

Niteny i Faraona ka nanao hoe :“ Nino azy ve Ianareo alohan’ny hanomezako alàlana Anareo ? Tena marina fa Izy no tena lehibenareo izay nampianatra Anareo ny majika. Noho izany, dia tena ho tapatapahiko ny tànanareo sy ny tongotrareo mifanohitra amin’ny andaniny avy, avy eo dia hofantsihiko amin’ireo vatan-kazo palma Ianareo,ka ho fantatrareo, iza no tena mafy famaizana indrindra Amintsika sy aharitra kokoa ”. info
التفاسير: