Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
91 : 2

وَإِذَا قِيلَ لَهُمۡ ءَامِنُواْ بِمَآ أَنزَلَ ٱللَّهُ قَالُواْ نُؤۡمِنُ بِمَآ أُنزِلَ عَلَيۡنَا وَيَكۡفُرُونَ بِمَا وَرَآءَهُۥ وَهُوَ ٱلۡحَقُّ مُصَدِّقٗا لِّمَا مَعَهُمۡۗ قُلۡ فَلِمَ تَقۡتُلُونَ أَنۢبِيَآءَ ٱللَّهِ مِن قَبۡلُ إِن كُنتُم مُّؤۡمِنِينَ

Ary rehefa tenenina izy ireo hoe : " Minoa izay nampidinin'i Allah ianareo " ; dia milaza izy ireo fa : " Mino izay nampidinina taminay izahay ". Ary tsy mino ny ankoatra izany izy ireo, nefa izany indrindra ilay fahamarinana izay manamafy ny eo am-pelatanan'izy ireo. Lazao azy ireo hoe : " Ka nahoana àry ianareo no namono ireny mpaminanin'i Allah ireny taloha, raha tena mpino tokoa ianareo ". info
التفاسير: