Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
28 : 2

كَيۡفَ تَكۡفُرُونَ بِٱللَّهِ وَكُنتُمۡ أَمۡوَٰتٗا فَأَحۡيَٰكُمۡۖ ثُمَّ يُمِيتُكُمۡ ثُمَّ يُحۡيِيكُمۡ ثُمَّ إِلَيۡهِ تُرۡجَعُونَ

Ka dia ahoana ianareo no tsy mino an’i Tompo Allah, kanefa tsy nanana aina sy fivelomana ianareo teo taloha dia novelominy, avy eo dia mbola hataony ho faty, ary mbola hovelominy indray mandeha ihany koa, ary avy eo dia any Aminy no hiverenanareo sy hiafaranareo ? info
التفاسير: