Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
271 : 2

إِن تُبۡدُواْ ٱلصَّدَقَٰتِ فَنِعِمَّا هِيَۖ وَإِن تُخۡفُوهَا وَتُؤۡتُوهَا ٱلۡفُقَرَآءَ فَهُوَ خَيۡرٞ لَّكُمۡۚ وَيُكَفِّرُ عَنكُم مِّن سَيِّـَٔاتِكُمۡۗ وَٱللَّهُ بِمَا تَعۡمَلُونَ خَبِيرٞ

Raha mamoaka an-karihary ireo fanomezana Ianareo dia tsara izany, fa raha afeninareo izany sy atolotrareo ho an’ny mahantra dia tsara kokoa ho Anareo. Ary i Allah dia hamafa Aminareo ny sasany amin’ireo asa ratsy vitanareo. Fa i Allah dia tena mahalala izay Ataonareo. info
التفاسير: