Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
223 : 2

نِسَآؤُكُمۡ حَرۡثٞ لَّكُمۡ فَأۡتُواْ حَرۡثَكُمۡ أَنَّىٰ شِئۡتُمۡۖ وَقَدِّمُواْ لِأَنفُسِكُمۡۚ وَٱتَّقُواْ ٱللَّهَ وَٱعۡلَمُوٓاْ أَنَّكُم مُّلَٰقُوهُۗ وَبَشِّرِ ٱلۡمُؤۡمِنِينَ

Ireo vehivavy (vadinareo) dia tanim-bolinareo, ka mankanesa any amin’ny tanim-bolinareo arak’izay sitrakareo ianareo, ary manolora ianareo ho an’ny tenanareo. ary matahora an’i Allah ianareo, ary fantarinareo fa mbola hihaona Aminy tokoa ianareo, ary ilazao vaovao mahafaly ireo mpino. info
التفاسير: