Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
8 : 11

وَلَئِنۡ أَخَّرۡنَا عَنۡهُمُ ٱلۡعَذَابَ إِلَىٰٓ أُمَّةٖ مَّعۡدُودَةٖ لَّيَقُولُنَّ مَا يَحۡبِسُهُۥٓۗ أَلَا يَوۡمَ يَأۡتِيهِمۡ لَيۡسَ مَصۡرُوفًا عَنۡهُمۡ وَحَاقَ بِهِم مَّا كَانُواْ بِهِۦ يَسۡتَهۡزِءُونَ

Ary raha ahemotray amin’izy ireo ny sazy mandra-pahatongan’ny fotoana voafetra dia tena hilaza Izy ireo ka hanao hoe : ” Inona no mitazona izany ? ” Ary amin’ny andro hatongavan’izany amin’izy ireo dia tsy voavily hiala amin’izy ireo izany. Ary handrakotra azy ireo izay noesoesoiny. info
التفاسير: