Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
39 : 10

بَلۡ كَذَّبُواْ بِمَا لَمۡ يُحِيطُواْ بِعِلۡمِهِۦ وَلَمَّا يَأۡتِهِمۡ تَأۡوِيلُهُۥۚ كَذَٰلِكَ كَذَّبَ ٱلَّذِينَ مِن قَبۡلِهِمۡۖ فَٱنظُرۡ كَيۡفَ كَانَ عَٰقِبَةُ ٱلظَّٰلِمِينَ

Tsy izany mihitsy : Milaza izy ireo fa lainga izay tsy voafehin’ny fahalalany ary tsy mbola tonga amin’izy ireo ny fanazavana Azy .Tahaka izany no nataon’ireo (izay niaina) teo alohan’izy ireo ka nampandainga ireo Iraka. Jereo àry fa ahoana no fiafaran’ireo mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: