Salin ng mga Kahulugan ng Marangal na Qur'an - Salin sa Wikang Malagasi ng Sentro ng Rowad sa Pagsasalin

external-link copy
107 : 10

وَإِن يَمۡسَسۡكَ ٱللَّهُ بِضُرّٖ فَلَا كَاشِفَ لَهُۥٓ إِلَّا هُوَۖ وَإِن يُرِدۡكَ بِخَيۡرٖ فَلَا رَآدَّ لِفَضۡلِهِۦۚ يُصِيبُ بِهِۦ مَن يَشَآءُ مِنۡ عِبَادِهِۦۚ وَهُوَ ٱلۡغَفُورُ ٱلرَّحِيمُ

Ary raha ataon’Allah hihatra aminao ny ratsy, dia tsy misy na iza na iza afaka hanala izany, ankoatra Azy. Fa raha te-hanao soa anao kosa Izy, dia tsy misy na iza na iza afaka hisakana ny fahasoavany izay homeny ny mpanompony araka izay sitrany, fa Mpamela heloka sy Mpamindra-fo Izy. info
التفاسير: