పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
4 : 9

إِلَّا ٱلَّذِينَ عَٰهَدتُّم مِّنَ ٱلۡمُشۡرِكِينَ ثُمَّ لَمۡ يَنقُصُوكُمۡ شَيۡـٔٗا وَلَمۡ يُظَٰهِرُواْ عَلَيۡكُمۡ أَحَدٗا فَأَتِمُّوٓاْ إِلَيۡهِمۡ عَهۡدَهُمۡ إِلَىٰ مُدَّتِهِمۡۚ إِنَّ ٱللَّهَ يُحِبُّ ٱلۡمُتَّقِينَ

Afa-tsy ireo izay nanaovanareo fifanarahana tamin’ireo mpampikambana Allah amin’ny zavatra hafa (mpanompo sampy) fa tsy nanohitra anareo izy ireo no sady tsy nanampy olon-kafa hanohitra anareo na dia kely aza. Ka tanteraho ny fifanarahana nataonareo tamin’izy ireo mandrapaha-tapitry ny fe-potoana nifanarahana. Tena marina fa i Allah dia mitia ireo mpatahotra Azy. info
التفاسير: