పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
20 : 9

ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْ وَهَاجَرُواْ وَجَٰهَدُواْ فِي سَبِيلِ ٱللَّهِ بِأَمۡوَٰلِهِمۡ وَأَنفُسِهِمۡ أَعۡظَمُ دَرَجَةً عِندَ ٱللَّهِۚ وَأُوْلَٰٓئِكَ هُمُ ٱلۡفَآئِزُونَ

Ireo izay nino sy nifindra monina ary nanao ny Djihady (Ady masina) tamin’ny làlan’i Allah amin’ny alalan’ireo fananan’izy ireo sy ny tenan’izy ireo, dia ambony voninahitra lavitra eo anatrehan’i Allah, ary izy ireny no olona mahazo ny fahombiazana. info
التفاسير: