పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

An-nàzi'àt

external-link copy
1 : 79

وَٱلنَّٰزِعَٰتِ غَرۡقٗا

Mianiana Aho amin'ireo anjely izay manongotra amin-kery ny aina, info
التفاسير:

external-link copy
2 : 79

وَٱلنَّٰشِطَٰتِ نَشۡطٗا

sy amin'ireo anjely izay manala malefaka ny aina; info
التفاسير:

external-link copy
3 : 79

وَٱلسَّٰبِحَٰتِ سَبۡحٗا

amin'ireo anjely mpivezivezy mpamita iraka, info
التفاسير:

external-link copy
4 : 79

فَٱلسَّٰبِقَٰتِ سَبۡقٗا

amin'ireo anjely izay mitari-dalana ireo fanahin'ireo mpino, info
التفاسير:

external-link copy
5 : 79

فَٱلۡمُدَبِّرَٰتِ أَمۡرٗا

ary mandrindra ny zava-drehetra, info
التفاسير:

external-link copy
6 : 79

يَوۡمَ تَرۡجُفُ ٱلرَّاجِفَةُ

amin'ny andro izay hisian'ny horohoro nohon'ny fidoboky ny anjomara voalohany, info
التفاسير:

external-link copy
7 : 79

تَتۡبَعُهَا ٱلرَّادِفَةُ

hanaraka izany koa ny fidoboky ny anjomara faharoa, info
التفاسير:

external-link copy
8 : 79

قُلُوبٞ يَوۡمَئِذٖ وَاجِفَةٌ

amin'izay andro izay dia ho feno tebiteby ny fo, info
التفاسير:

external-link copy
9 : 79

أَبۡصَٰرُهَا خَٰشِعَةٞ

ary ny fijerin'izy ireo dia hitanondrika, info
التفاسير:

external-link copy
10 : 79

يَقُولُونَ أَءِنَّا لَمَرۡدُودُونَ فِي ٱلۡحَافِرَةِ

Hiteny izy ireo hoe: "Ahoana no hiverenantsika ho toy ny teo aloha indray?"; info
التفاسير:

external-link copy
11 : 79

أَءِذَا كُنَّا عِظَٰمٗا نَّخِرَةٗ

" Raha toa isika ka ho taolana sy ho vovoka feno fahalovana? " info
التفاسير:

external-link copy
12 : 79

قَالُواْ تِلۡكَ إِذٗا كَرَّةٌ خَاسِرَةٞ

hilaza izy ireo hoe: " Dia ho fiverenana hamono antoka izany " info
التفاسير:

external-link copy
13 : 79

فَإِنَّمَا هِيَ زَجۡرَةٞ وَٰحِدَةٞ

Aza mangataka ny hanalavitra fa tsy hisy afa-tsy antso tokana ihany izany. info
التفاسير:

external-link copy
14 : 79

فَإِذَا هُم بِٱلسَّاهِرَةِ

Ary dia indro izy ireo ho eo ambonin'ny tanim-pitsarana info
التفاسير:

external-link copy
15 : 79

هَلۡ أَتَىٰكَ حَدِيثُ مُوسَىٰٓ

Moa ve tonga taminao ny tantaran'i Moosa? info
التفاسير:

external-link copy
16 : 79

إِذۡ نَادَىٰهُ رَبُّهُۥ بِٱلۡوَادِ ٱلۡمُقَدَّسِ طُوًى

Tamin'ny niantsoan'ny Tompony azy tao an-dohasaha masin'i To'a? info
التفاسير: