పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
59 : 5

قُلۡ يَٰٓأَهۡلَ ٱلۡكِتَٰبِ هَلۡ تَنقِمُونَ مِنَّآ إِلَّآ أَنۡ ءَامَنَّا بِٱللَّهِ وَمَآ أُنزِلَ إِلَيۡنَا وَمَآ أُنزِلَ مِن قَبۡلُ وَأَنَّ أَكۡثَرَكُمۡ فَٰسِقُونَ

Teneno hoe: "O ry olon’ny boky! Moa ve mankahala anay ianareo afa-tsy noho izahay mino an’I Allah sy izay nampidinina taminay, ary izay nampidinina tany aloha?". Tena marina fa ny ankamaroanareo dia mpanao ny asa ratsy. info
التفاسير: