పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
16 : 32

تَتَجَافَىٰ جُنُوبُهُمۡ عَنِ ٱلۡمَضَاجِعِ يَدۡعُونَ رَبَّهُمۡ خَوۡفٗا وَطَمَعٗا وَمِمَّا رَزَقۡنَٰهُمۡ يُنفِقُونَ

Miarina, miala ny fandriana izy ireo, mba hitalaho amin’ny Tompony, amim-patahorana sy amim-panantenàna ary manao asa fanomezana izy ireo, amin’izay nomenay azy. info
التفاسير: