పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
81 : 3

وَإِذۡ أَخَذَ ٱللَّهُ مِيثَٰقَ ٱلنَّبِيِّـۧنَ لَمَآ ءَاتَيۡتُكُم مِّن كِتَٰبٖ وَحِكۡمَةٖ ثُمَّ جَآءَكُمۡ رَسُولٞ مُّصَدِّقٞ لِّمَا مَعَكُمۡ لَتُؤۡمِنُنَّ بِهِۦ وَلَتَنصُرُنَّهُۥۚ قَالَ ءَأَقۡرَرۡتُمۡ وَأَخَذۡتُمۡ عَلَىٰ ذَٰلِكُمۡ إِصۡرِيۖ قَالُوٓاْ أَقۡرَرۡنَاۚ قَالَ فَٱشۡهَدُواْ وَأَنَا۠ مَعَكُم مِّنَ ٱلشَّٰهِدِينَ

Ary rehefa noraisin’i Allah ny faneken’ireo Mpaminany ny amin'ny hoe : “ Isaka ny manome Boky sy fahendrena ho Anareo Aho, ary avy eo, misy Iraka tonga Aminareo, hanamarina izay efa teo Aminareo, dia tsy maintsy hino azy Ianareo, ary tsy maintsy hanampy Azy. Ka niteny Izy nanao hoe : “ Ekenareo ve sy Ankatoavinareo amin’izany ve ny fifanekena Amiko ? ” Niteny izy ireo ka nanao hoe : “ Ekenay izany ”. Niteny Izy ka nanao hoe : " Mitsangàna ho vavolombelona àry Ianareo. Ary Izaho koa ho anisan’ny vavolombelona, miaraka Aminareo ". info
التفاسير: