పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
40 : 3

قَالَ رَبِّ أَنَّىٰ يَكُونُ لِي غُلَٰمٞ وَقَدۡ بَلَغَنِيَ ٱلۡكِبَرُ وَٱمۡرَأَتِي عَاقِرٞۖ قَالَ كَذَٰلِكَ ٱللَّهُ يَفۡعَلُ مَا يَشَآءُ

Niteny izy nanao hoe : “ Tompo ô ! Ahoana àry no hahazoako Zazalahy, kanefa izaho dia efa tena antitra, ary ny vadiko dia momba ? ”. Niteny Izy (Allah) ka nanao hoe : “ Izany no izy ! ”. i Allah dia manao izay sitrany. info
التفاسير: