పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
89 : 2

وَلَمَّا جَآءَهُمۡ كِتَٰبٞ مِّنۡ عِندِ ٱللَّهِ مُصَدِّقٞ لِّمَا مَعَهُمۡ وَكَانُواْ مِن قَبۡلُ يَسۡتَفۡتِحُونَ عَلَى ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ فَلَمَّا جَآءَهُم مَّا عَرَفُواْ كَفَرُواْ بِهِۦۚ فَلَعۡنَةُ ٱللَّهِ عَلَى ٱلۡكَٰفِرِينَ

Ary nony nampitaina tamin’izy ireo ny boky avy tamin’Allah izay manamafy ny efa teo am-pelatànany hatramin’izay, na dia talohan’izany aza izy ireo, nampiasa izany hanoherana ireo tsy mino tao aminy, saingy rehefa tonga tokoa ilay tena izy izay fantatr’izy ireo tsara, dia notsipahin’izy ireo izany. Koa ny ozon’Allah anie hianjady amin’ireo izay tsy mino. info
التفاسير: