పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
69 : 2

قَالُواْ ٱدۡعُ لَنَا رَبَّكَ يُبَيِّن لَّنَا مَا لَوۡنُهَاۚ قَالَ إِنَّهُۥ يَقُولُ إِنَّهَا بَقَرَةٞ صَفۡرَآءُ فَاقِعٞ لَّوۡنُهَا تَسُرُّ ٱلنَّٰظِرِينَ

Niteny indray izy ireo hoe : " Angataho ny Tomponao mba hamaritra aminay ny lokon'ilay ombivavy ". dia hoy izy hoe : " Izao indrindra no nambarany : mila ombivavy miloko mavo mamirapiratra izany, ka mahafinaritra izay mijery azy ". info
التفاسير: