పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
38 : 2

قُلۡنَا ٱهۡبِطُواْ مِنۡهَا جَمِيعٗاۖ فَإِمَّا يَأۡتِيَنَّكُم مِّنِّي هُدٗى فَمَن تَبِعَ هُدَايَ فَلَا خَوۡفٌ عَلَيۡهِمۡ وَلَا هُمۡ يَحۡزَنُونَ

Noteneninay indray hoe : “Midina miala avy ao daholo ianareo rehetra! Fa ho tonga aminareo ilay tari-dàlana avy Amiko, ka izay manaraka ny tari-dàlana avy Amiko, dia tsy hatahotra na halahelo. info
التفاسير: