పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
285 : 2

ءَامَنَ ٱلرَّسُولُ بِمَآ أُنزِلَ إِلَيۡهِ مِن رَّبِّهِۦ وَٱلۡمُؤۡمِنُونَۚ كُلٌّ ءَامَنَ بِٱللَّهِ وَمَلَٰٓئِكَتِهِۦ وَكُتُبِهِۦ وَرُسُلِهِۦ لَا نُفَرِّقُ بَيۡنَ أَحَدٖ مِّن رُّسُلِهِۦۚ وَقَالُواْ سَمِعۡنَا وَأَطَعۡنَاۖ غُفۡرَانَكَ رَبَّنَا وَإِلَيۡكَ ٱلۡمَصِيرُ

Nino izay nampidinina Taminy avy tamin’ny Tompony ny Iraka, ary koa ireo mpino, samy nino an’i Allah izy rehetra, dia ireo Anjeliny sy ireo Bokiny ary ireo Irany, ka hoy izy ireo : “ Tsy manavaka na dia iray amin’ireo Irany izahay ”. Ary niteny izy ireo hoe : “ Naheno sy nankatò izahay ”. Mangataka ny famelan-keloka avy Aminao izahay ry Tomponay ô ! Ary any Aminao no fiverenana. info
التفاسير: