పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
254 : 2

يَٰٓأَيُّهَا ٱلَّذِينَ ءَامَنُوٓاْ أَنفِقُواْ مِمَّا رَزَقۡنَٰكُم مِّن قَبۡلِ أَن يَأۡتِيَ يَوۡمٞ لَّا بَيۡعٞ فِيهِ وَلَا خُلَّةٞ وَلَا شَفَٰعَةٞۗ وَٱلۡكَٰفِرُونَ هُمُ ٱلظَّٰلِمُونَ

Ô Ianareo izay nino ! Manaova fandaniana amin’izay anjara nomenay anareo, alohan’ny hahatongavan’ny andro tsy hisy fifanakalozana ara-barotra, na fisakaizana, na fanelanelanana. Ary ireo tsy mpino no mpanao ny tsy rariny. info
التفاسير: