పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
252 : 2

تِلۡكَ ءَايَٰتُ ٱللَّهِ نَتۡلُوهَا عَلَيۡكَ بِٱلۡحَقِّۚ وَإِنَّكَ لَمِنَ ٱلۡمُرۡسَلِينَ

Izany rehetra izany, dia andian-teny famantarana avy amin’Allah, notanisainay taminao amim-pahamarinana. Ary hamafisina, fa ianao dia isan’ireo Iraka. info
التفاسير: