పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
20 : 2

يَكَادُ ٱلۡبَرۡقُ يَخۡطَفُ أَبۡصَٰرَهُمۡۖ كُلَّمَآ أَضَآءَ لَهُم مَّشَوۡاْ فِيهِ وَإِذَآ أَظۡلَمَ عَلَيۡهِمۡ قَامُواْۚ وَلَوۡ شَآءَ ٱللَّهُ لَذَهَبَ بِسَمۡعِهِمۡ وَأَبۡصَٰرِهِمۡۚ إِنَّ ٱللَّهَ عَلَىٰ كُلِّ شَيۡءٖ قَدِيرٞ

Saika nopahon’ny tselatra ny mason’izy ireo, ka isaka ny manazava azy izy, dia manararaotra mamindra ao anatin’izany izy, ary isaka ny miverina eo aminy indray ny haizina, dia mijanona izy. Ary raha sitrak’Allah, dia azony nofoanana tanteraka teo amin’ny fiainany manontolo ny fandrenesana sy ny fahiratan’izy ireo. info
التفاسير: