పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
100 : 2

أَوَكُلَّمَا عَٰهَدُواْ عَهۡدٗا نَّبَذَهُۥ فَرِيقٞ مِّنۡهُمۚ بَلۡ أَكۡثَرُهُمۡ لَا يُؤۡمِنُونَ

Isaky ny manao fifanekena ve izy ireo dia mitsipaka izany hatrany ny sasany amin'izy ireo ? efa ny amkamaroan'izy ireo mihitsy no tsy mino. info
التفاسير: