పవిత్ర ఖురాన్ యొక్క భావార్థాల అనువాదం - మాలాగసీ అనువాదం - రువ్వాద్ అనువాద కేంద్రం

external-link copy
33 : 10

كَذَٰلِكَ حَقَّتۡ كَلِمَتُ رَبِّكَ عَلَى ٱلَّذِينَ فَسَقُوٓاْ أَنَّهُمۡ لَا يُؤۡمِنُونَ

Tahak’izany no nahatanteraka ny tenin’ny tomponao tamin’ireo izay nanao asa ratsy : “ Fa izy ireo dia tena tsy nino mihitsy ”. info
التفاسير: