அல்குர்ஆன் மொழிபெயர்ப்பு - மலாகாசி மொழிபெயர்ப்பு - மொழிபெயர்ப்பு முன்னோடிகள் மையம்

external-link copy
44 : 22

وَأَصۡحَٰبُ مَدۡيَنَۖ وَكُذِّبَ مُوسَىٰۖ فَأَمۡلَيۡتُ لِلۡكَٰفِرِينَ ثُمَّ أَخَذۡتُهُمۡۖ فَكَيۡفَ كَانَ نَكِيرِ

Sy ireo vahoakan’ny Mad'yna, ary voapanga ho lainga ihany koa i Mosesy. Ka nomeko fe-potoana ireo tsy mpino; avy eo dia noraisiko izy ireo. Ka nanao ahoana ny fanakianako azy ireo ! info
التفاسير: