அல்குர்ஆன் மொழிபெயர்ப்பு - மலாகாசி மொழிபெயர்ப்பு - மொழிபெயர்ப்பு முன்னோடிகள் மையம்

external-link copy
247 : 2

وَقَالَ لَهُمۡ نَبِيُّهُمۡ إِنَّ ٱللَّهَ قَدۡ بَعَثَ لَكُمۡ طَالُوتَ مَلِكٗاۚ قَالُوٓاْ أَنَّىٰ يَكُونُ لَهُ ٱلۡمُلۡكُ عَلَيۡنَا وَنَحۡنُ أَحَقُّ بِٱلۡمُلۡكِ مِنۡهُ وَلَمۡ يُؤۡتَ سَعَةٗ مِّنَ ٱلۡمَالِۚ قَالَ إِنَّ ٱللَّهَ ٱصۡطَفَىٰهُ عَلَيۡكُمۡ وَزَادَهُۥ بَسۡطَةٗ فِي ٱلۡعِلۡمِ وَٱلۡجِسۡمِۖ وَٱللَّهُ يُؤۡتِي مُلۡكَهُۥ مَن يَشَآءُۚ وَٱللَّهُ وَٰسِعٌ عَلِيمٞ

Ary niteny tamin’izy ireo ny Mpaminaniny fa Allah dia efa nandefa an’i Talota ho mpanjakanareo. niteny izy ireo hoe : “ Nahoana no azony ny fanjakana (hitondra anay), kanefa izahay no mendrika kokoa noho izy amin’ny fitondrana (vahoaka), ary izy dia tsy ampy amin’ny fananan-karena. Niteny izy hoe : ” tena marina fa i Allah no nisafidy azy ho eo aminareo, ary nanome azy tombony tamin’ny fahalalana sy ny toe-batana. ary Allah dia mizara ny fanjakany ho an’izay sitrany. ary Allah dia Manerana sy Mahay ny zavatra rehetra. info
التفاسير: