அல்குர்ஆன் மொழிபெயர்ப்பு - மலாகாசி மொழிபெயர்ப்பு - மொழிபெயர்ப்பு முன்னோடிகள் மையம்

external-link copy
200 : 2

فَإِذَا قَضَيۡتُم مَّنَٰسِكَكُمۡ فَٱذۡكُرُواْ ٱللَّهَ كَذِكۡرِكُمۡ ءَابَآءَكُمۡ أَوۡ أَشَدَّ ذِكۡرٗاۗ فَمِنَ ٱلنَّاسِ مَن يَقُولُ رَبَّنَآ ءَاتِنَا فِي ٱلدُّنۡيَا وَمَا لَهُۥ فِي ٱلۡأٓخِرَةِ مِنۡ خَلَٰقٖ

Ka rehefa vitanareo ireo fombam-pivavahanareo dia tsarovinareo Allah tahaka ny fahatsiarovanareo ireo ray aman-dreninareo, na koa mihoatra izany. ka misy amin’ny olombelona no miteny hoe : “ Ry Tomponay o ! Omeo anay ny fiainana eto an-tany ”, ary tsy misy anjara ho azy ireo ny any ankoatra. info
التفاسير: