அல்குர்ஆன் மொழிபெயர்ப்பு - மலாகாசி மொழிபெயர்ப்பு - மொழிபெயர்ப்பு முன்னோடிகள் மையம்

external-link copy
46 : 18

ٱلۡمَالُ وَٱلۡبَنُونَ زِينَةُ ٱلۡحَيَوٰةِ ٱلدُّنۡيَاۖ وَٱلۡبَٰقِيَٰتُ ٱلصَّٰلِحَٰتُ خَيۡرٌ عِندَ رَبِّكَ ثَوَابٗا وَخَيۡرٌ أَمَلٗا

Ny harena sy ireo zanaka dia haingon’ny fiainana eto an-tany. Ary ireo asa soa maharitra dia mbola ahazoana valisoa tsara (noho izany) eo anatrehan’ny Tomponao sy fanantenana tsara. info
التفاسير: