د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
89 : 9

أَعَدَّ ٱللَّهُ لَهُمۡ جَنَّٰتٖ تَجۡرِي مِن تَحۡتِهَا ٱلۡأَنۡهَٰرُ خَٰلِدِينَ فِيهَاۚ ذَٰلِكَ ٱلۡفَوۡزُ ٱلۡعَظِيمُ

Nanomana zaridaina (Paradisa) ho azy ireo Allah izay ikorianan’ny renirano eo ambaniny, ka hitoetra ao mandrakizay. Fa fahombiazana lehibe izany. info
التفاسير: