د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
26 : 9

ثُمَّ أَنزَلَ ٱللَّهُ سَكِينَتَهُۥ عَلَىٰ رَسُولِهِۦ وَعَلَى ٱلۡمُؤۡمِنِينَ وَأَنزَلَ جُنُودٗا لَّمۡ تَرَوۡهَا وَعَذَّبَ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْۚ وَذَٰلِكَ جَزَآءُ ٱلۡكَٰفِرِينَ

Taorian’izany, dia nampidinin’Allah ny fitoniana avy Aminy, ho amin’ilay Irany sy ireo mpino. Fa nampidina andian-tafika tsy hitanareo maso ihany koa Izy, ka tamin’izany no nanasaziany ireo olona tsy mpino. Fa valin’asa mendrika ireo tsy mpino izany. info
التفاسير: