د قرآن کریم د معناګانو ژباړه - مالاغاشي ژباړه - د رواد الترجمې مرکز

external-link copy
12 : 8

إِذۡ يُوحِي رَبُّكَ إِلَى ٱلۡمَلَٰٓئِكَةِ أَنِّي مَعَكُمۡ فَثَبِّتُواْ ٱلَّذِينَ ءَامَنُواْۚ سَأُلۡقِي فِي قُلُوبِ ٱلَّذِينَ كَفَرُواْ ٱلرُّعۡبَ فَٱضۡرِبُواْ فَوۡقَ ٱلۡأَعۡنَاقِ وَٱضۡرِبُواْ مِنۡهُمۡ كُلَّ بَنَانٖ

Raha nandefa fanambarana tamin’ireo anjely ny Tomponao : “Izaho dia miaraka aminareo tanteraka ka ankaherezo ireo izay nino, atsipiko ao anaty fon’ireo tsy nino ny fatahorana, koa kapohy eo ambonin’ny hatok’izy ireo na veleso amin’izy ireo ny tendron-tànany rehetra. info
التفاسير: